Top 10 des sportifs les plus riches du monde

29 Août 2022

1- Michael Jordan

I Michael Jordan dia mpanao Basket Amerikana, mpilalao namiratra indrindra tamin’ny tantaran’ny NBA. Anisan’ny nampanan-karena azy ilay marque ana kiraro Air Jordan izay fiaraha-miasa nataony tamin’ny Nike. Efa président ny Club Charlotte Hornets izy ary novidiany io Club io avy eo ka lasa azy manokana. Tombanana ho 2,2 Milliards de dollars eo ny fananany manokana

2- Iron Tiriac

Ny taranja Ping Pong, ny Hockey sur glace ary ny tennis no nahafantarana azy. Avy any Roumanie izy, ary izy no manan-karena indrindra ao amin’io Firenena io. Miavaka izy eo amin’ny sehatry ny fandraharahana, manana Banque sy assurance ary Compagnie Aérienne ihany izy. 1,2 Milliards de dollars ny volany.

3- Tiger Woods :

1 milliard de dollars

Mpanao Golf Amerikana, izy no mpilalao namiratra indrindra teo amin’ny tantaran’ny Golf. Nahavita nanangona 1 milliard de dollars mahery nandritr’ireo taona nilalaovana. Anisan’ny nampanankarena azy ihany koa ny fiarah-miasa nataony niaraka tamin’ny marque Nike.

4- Floyd Mayweather :

800 Millions de dollars

Izy no mpanao Boxe manankarena indrindra eran-tany. Ireo compétitions rehetra nataony no nahavitana nanangona vola.

5- Michael Schumacher :

700 Millions de dollars

Mpanamory Formule 1, Teratany Allemand.

6- Magic Jhonson :

600 Millions de dollars

Mpanao basket amerikana nilalao tao amin’ny club Los Angeles Lakers. Nanangana ny Orin’asa Magic Johnson Enterprises izy rehefa tapitra ny taom-pilalaovany.

7- Roger Stobauch :

600 Millions de dollars

Mpilalao Football Américain, quaterback no place-ny ary ny CowBoys de Dallas no Club any.

8- Cristiano Ronaldo :

450 Millions de dollars

Mpilalao Football manan-karena indrindra eran-tany.

9- Roger Federer :

450 Millions de dollars

Teratany Suisse, mpilalao mendrika indrindra teo amin’ny tantaran’ny Tennis.

10- Lionnel Messi :

400 Millions de dollars

Mpilalao football Argentin, efa nahazo ballon d’or 5

Votre commentaire :