2 Août 2022
Mitombo isa isan’andro ny mpampiasa internet sy réseaux sociaux manerana an’izao tontolo izao ary anisan’ny nahatonga izany fitomboana izany ny fisian’ny valan’aretina COVID-19.
Raha ny taona 2019 no jerena dia 3 tapitrisa teo no isan’ny Malagasy nanao Facebook, nitombo avo roa heny anefa izany ny taona 2020 noho ny fihobohana.
Nanjary toerana iray azo ivarotana sy itadiavana client ny internet satria efa tena betsaka ny olona mampiasa azy.
Mila technique nefa ny fivarotana eto amin’ny internet sy ny réseaux sociaux mba tsy ho very vola sy ho very fotoana.
Izany indrindra no mahatonga anay, ato amin’ny Nir’Info sy Tuto-info ary ny Agence Maya tech, mikarakara formation maro manerana an’i Madagascar mba hampianarana ny tanora ny taranja webmarketing.
Tsy resaka varotra amin’ny internet irery ihany moa no resahina ao fa atoro ny antsika tanora namana daholo ireo asa sy site web rehetra mety hahazoana vola satria efa sarotra ny mitady asa Ankehitriny.
Efa faritra maro no notetezina ary ao Toamasina indray ny programa manaraka.
Misy thème lehibe efatra horesahina ao :
Voalohany : Ny Community Management
Resaka fivarotana eto amin’ny réseaux sociaux
Faharoa : Ny Création de Visuel
Resaka famoronana sary (affiche) satria mikaonty be ny sary rehefa manao publicité
Fahatelo : Ny rédaction web
Resaka fanoratana texte ho ana site web. Asa tena mahavelona ity rédaction web ity. Eo amin’ny 20 à 40 ariary par mot eo ny karama raha manao sous-traitant amina client Malagasy ianao nefa mety hahavita 2 000 mots isan’andro ianao. Mety ho maherin’izay 40 ar / mot izay ny azonao raha misera mivantana amin’ny client vahiny ianao.
Fahefatra : Ny Référencement Web
Fomba fampiakarana ny visibilité ana site web iray ao anaty moteur de recherche. Tena tsara rémunération koa ity ary tena be mpitady.
Date : 26 / 27 Août 2022, iray andro ny formation (mianatra 8 ora maraina – 4 ora hariva) misafidy andro iray amin’ireo ianao
FANDRAISANA : Anjara 20 000 ar
Antsoy ny 034 77 775 34 raha mila fanazavana fanampiny.