Non classé
Top 10 des sportifs les plus riches du monde
1- Michael Jordan
I Michael Jordan dia mpanao Basket Amerikana, mpilalao namiratra indrindra tamin’ny tantaran’ny NBA. Anisan’ny nampanan-karena azy ilay marque ana kiraro Air Jordan izay fiaraha-miasa nataony tamin’ny Nike. Efa président ny Club Charlotte Hornets izy ary novidiany io Club io avy eo ka lasa azy manokana. Tombanana ho 2,2 Milliards de dollars eo ny fananany manokana
2- Iron Tiriac
Ny taranja Ping Pong, ny Hockey sur glace ary ny tennis no